Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany;
Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany.
Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fitoriana ny Filazantsara
Fa izao no nandidian'ny...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary hoy ny anjely taminy: Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an'ny olona rehetra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Misaora an'i Jehovah, ry fanahiko;Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina.Andinin-teny manaraka !