DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly eo amin'ny tranonkala.

Manana tranonkala ianao ary tianao izarana andinin-tSoratra Masina isanandro ve? Azo atao izany!

WordPress

Misy "plugin" ho an'ny "WordPress":WordPress plugin

HTML

Apetraho eo amin'ny toerana tianao hisehoan'ny andinin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro ity kaody "HTML" manaraka ity:

<div id="dailyVersesWrapper"></div>
<script async defer src="https://dailyverses.net/get/verse.js?language=mg1865"></script>
Dikan-teny: MG1865
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly: Andinin-teny androanyAndinin-teny kisendrasendra

Ohatra

CSS (ohatra)

.dailyVerses.bibleVerse
{
margin-top: .5em;
}

.dailyVerses.bibleVerse a
{
font-weight: bold;
}

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Fa manamasìna an i'Kristy ho Tompo ao am-ponareo; ary aoka ho vonona mandrakariva ianareo hamaly izay manontany anareo ny amin'ny anton'ny fanantenana ao anatinareo, nefa amin'ny fahalemem-panahy sy ny fanajana.

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Ary izao no fahasahiana ananantsika eo anatrehany: Raha mangataka zavatra araka ny sitrapony isika, dia mihaino antsika Izy.Andinin-teny manaraka !