DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrao
hatrany amin'ny tany Egypta,
ary tsy mahalala Andriamanitra afa-tsy Izaho ianao,
sady tsy misy mpamonjy afa-tsy Izaho.