DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Politika fiarovana tsiambara-telo

Cookies

DailyVerses.net dia mampiasa cookies mba hahazoana antontan'isan'ireo olona mampiasa azy. Raha tsy te hampiasa cookies ianao dia esory ity fampiasa ity amin'ny firafitry ny navigateur.

Fifandraisana voaaro

DailyVerses.net dia mampiasa fifandraisana SSL azo antoka foana.

Hafatra isan'andro

Raha misoratra anarana handray ny andinin-teny avy ao amin'ny Baiboly isan'andro ianao, ny adiresy elektirônikanao dia hampiasaina amin'ny hafatra isan'andro ihany. Afaka miala tsy ho mpanaraka ianao amin'ny fotoana rehetra ianao. Raha tsy misoratra anarana ianao dia ho voafafa ao anatin'ny herintaona ny mombamomba anao. Raha te hijery na hamafa izany ianao dia mifandraisa aminay.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Lazaiko aminareo fa hisy fifaliana toy izany any an-danitra ny amin'ny mpanota iray izay mibebaka noho ny amin'ny olona marina sivy amby sivi-folo, izay tsy misy tokony hibebahany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra, Izay mampionona anay amin'ny fahorianay rehetra mba hahaizanay mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, anin'ny fampiononana izay ampiononan'Andriamanitra anay.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana