DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Hiditra

Midira azafady amin'ny alalan'ny adiresy elektirônikanao sy ny fanalahidinao. Azonao atao ihany koa ny misoratra anarana.
Adiresy elektronika:
Fanalahidy:
Hadinonao ve ny fanalahidinao?
Afaka manoratra anarana indray ianao avy amin'ilay adiresy elektirônika teo aloha sy ny fanalahidinao vaovao.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Aoka ny olona rehetra samy hanao araka izay inian'ny fony avy, tsy amin'ny alahelo, na amin'ny faneriterena; fa ny mpanome amin'ny fifaliana no tian'Andriamanitra.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana