
Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'i Jesosy Kristy Tompo sy ny fitiavan'Andriamanitra ary ny firaisana amin'ny Fanahy Masina.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahasoavana
Koa aoka isika hanatona...
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa izay nanota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna; fa izay nanota nanana ny lalàna kosa dia hotsaraina araka ny lalàna.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao.Andinin-teny manaraka !