DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

22 Jolay 2020

Salamo 27:3 - MG1865
Na dia misy antokony mitoby hiady amiko aza,
tsy hatahotra ny foko;
na dia misy ady mihatra amiko aza,
dia hatoky ihany aho.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Jehovah no fahazavako sy famonjena ahy;
iza no hatahorako?
Jehovah no fiarovana mafy ho an'ny aiko;
iza no hangovitako?

Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :

Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanao

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Raha misy lavo izy, dia arenin'ny namany; fa mahantra ny lavo izay tsy manana namana hanarina azy.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana