DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

26 Jona 2026

Ohabolana 19:16 - MG1865
Izay mitandrina ny didy mitandrina ny ainy;
Fa izay tsy mihevitra ny alehany dia ho faty.