Sady nahafaka antsika tamin'ny fahefan'ny maizina ka namindra antsika ho amin'ny fanjakan'ny Zanany malalany, Izay ananantsika fanavotana, dia ny famelana ny helotsika.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Satana
Mahonòna tena, miambena: fa...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Rà
Sady nahafaka antsika tamin'ny...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Mpamonjy
Izao no fitiavana: tsy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Toy ny tsy ahafantaranao ny amin'ny alehan'ny rivotra, na ny amin'ny fitombon'ny taolana ao an-kibon'izay manan'anaka, dia toy izany no tsy ahafantaranao ny asan'Andriamanitra, Mpanao ny zavatra rehetra.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Endrey, tsara sady mahafinaritraRaha ny mpirahalahy no miara-monina.Andinin-teny manaraka !