- Ary nandray mofo Izy, ary rehefa nisaotra, dia novakiny ka natolony azy sady nataony hoe: Ity no tenako izay omena ho anareo; izao no ataovinareo ho fahatsiarovana Ahy.
- Ary araka izany koa ny kapoaka, rehefa vita ny sakafo, dia hoy Izy: Ity kapoaka ity no fanekena vaovao amin'ny rako, izay aidina ho anareo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mofo
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Vatana
Ahoana ary? Moa tsy...
Fankasitrahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Divay
Mandehana, hano amin'ny fifaliana...
Fifanarahana
Koa aoka ho fantatrao...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra etỳ an-tany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah dia eo akaikin'izay rehetra miantso Azy,Dia izay rehetra miantso Azy marina tokoa.Andinin-teny manaraka !
