Ary Izay manome voa ho an'ny mpamafy sy mofo hohanina dia hanome sy hahabe ny voa afafinareo ary hampitombo ny vokatry ny fahamarinanareo.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Hanina
Fa mahafa-po ny fanahy...
Manomeza
Aoka ny olona rehetra...
Fahalalahan-tanana
Izay manisy soa olona...
Fijinjana
Ary Izay manome voa...
Mofo
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary izao no fahasahiana ananantsika eo anatrehany: Raha mangataka zavatra araka ny sitrapony isika, dia mihaino antsika Izy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hianao no fiereko,miaro ahy tsy ho azon'ny fahoriana Hianao;
fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.Andinin-teny manaraka !