
Koa aoka ho fantatrao fa Jehovah Andriamanitrao ihany no Andriamanitra, dia Andriamanitra mahatoky, Izay mitandrina fanekena sy famindram-po amin'izay tia Azy sy mitandrina ny didiny, hatramin'ny taranaka arivo mandimby.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fifanarahana
Koa aoka ho fantatrao...
Fampanantenana
Aza matahotra ianao, fa...
Mahatoky
Ny famindram-pon'i Jehovah no...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa aoka ny teninareo ho Eny, eny; Tsia, tsia; fa izay mihoatra noho izany dia avy amin'ny ratsy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho;Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao;
Mampahery anao Aho sady mamonjy anao;
Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho.Andinin-teny manaraka !