Ary ho an'izay mahay manao mihoatra noho ny zavatra rehetra, eny, mihoatra lavitra noho izay rehetra angatahintsika na heverintsika aza, araka ny hery izay miasa ato amintsika, ho Azy anie ny voninahitra ao amin'ny fiangonana sy ao amin'i Kristy Jesosy hatramin'ny taranaka farany indrindra mandrakizay mandrakizay. Amena.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanetren-tena
Amin'ny fanetren-tena rehetra sy...
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Eritreritra
Diniho aho, Andriamanitra ô...
Fiangonana
Ary aoka isika hifampandinika...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary lazaiko aminareo fa hampamoahina ny olona amin'ny andro fitsarana noho ny amin'ny teny foana rehetra izay ataony.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho;Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy;
Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may,
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo.Andinin-teny manaraka !