DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Efesiana 4:3

Mazoto mitana ny firaisana avy amin'ny Fanahy amin'ny fehim-pihavanana.
Efesiana 4:3 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Ary Anao koa, ry Tompo ô, ny famindram-po,
fa Hianao no mamaly ny olona rehetra araka ny asany avy.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Fa na dia tsy mamontsina aza ny aviavy,
Ary tsy misy voany ny voaloboka,
Na dia mahadiso fanantenana aza ny oliva,
Ary tsy mahavokatra hohanina ny saha,
Na dia vonoina aza ny ondry ao amin'ny vala,
Ary tsy misy omby ao am-pahitra,
Nefa izaho dia mbola hifaly amin'i Jehovah ihany
Sy hiravoravo amin'Andriamanitry ny famonjena ahy.
Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana