
- Dia hahamaro ny taranakao ho tahaka ny kintana eny amin'ny lanitra Aho, ka homeko ny taranakao ireto tany rehetra ireto, ary amin'ny taranakao no hitahiana ny firenena rehetra ambonin'ny tany; satria efa nihaino ny feoko Abrahama ka nitandrina izay nasaiko notandremany, dia ny didiko sy ny teniko ary ny lalàko.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitahiana
Hitahy anao anie Jehovah...
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay mandehandeha manaratsy dia manambara ny hevitra afenina;Fa ny olona mahatoky tsy mba tia lazalaza.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ankino amin'i Jehovah ny asanao,Dia ho lavorary izay kasainao.Andinin-teny manaraka !