- Fa na dia velona amin'ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo.
- Fa izay mirehareha, dia aoka Jehovah no ho reharehany Fa tsy izay midera tena no ankasitrahana, fa izay derain'ny Tompo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Mahatakatra
Antsoy Aho, dia hovaliako...
Izao tontolo izao
Aza tia izao tontolo...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fiavonavonana
Raha tonga ny fiavonavonana...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hoy Jesosy taminy: Izaho no fananganana ny maty sy fiainana; izay mino Ahy, na dia maty aza, dia ho velona indray. Ary izay rehetra velona ka mino Ahy dia tsy ho faty mandrakizay. Mino izany va ianao?Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fo ravoravo mahasalama tsara;Fa ny fanahy kivy mahamaina ny taolana.Andinin-teny manaraka !
