Fa ny fahorianay maivana, izay vetivety foana, dia mainka miasa fatratra indrindra ka mahatanteraka voninahitra mavesatra maharitra mandrakariva ho anay.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Fijaliana
Ary tsy izany ihany...
Fankaherezana
Ary Jehovah no mandeha...
Valisoa
Ary na inona na...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa izaho kosa dia hihira ny herinao,ary hihoby ny famindram-ponao nony maraina,
satria fiarovana avo ho ahy Hianao,
ary fandosirako amin'ny andro fahoriana.