
Tandremo, ry rahalahy, fandrao hisy aminareo hanana fo ratsy tsy mino ka hiala amin'Andriamanitra velona.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Hatezerana
Tezera, fa aza manota...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Manaraka
Ary ny faharoa dia...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa raha inoantsika fa efa maty Jesosy sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin'i Jesosy hiaraka aminy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao,ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao.Andinin-teny manaraka !