DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

3 Mey 2023

Salamo 51:1-2 - MG1865
Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô,
araka ny fahasoavanao;
araka ny haben'ny fiantranao
vonoy ny fahadisoako.
Sasao madio aho mba ho afa-keloka,
ary diovy aho mba ho afa-pahotana.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Na dia miteny amin'ny fitenin'ny olona sy ny anjely aza aho, kanefa tsy manana fitiavana, dia tonga varahina maneno sy kipantsona mikarantsana aho.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Misy marary va eo aminareo? Aoka izy hampaka ny loholon'ny fiangonana; ary aoka hanosotra diloilo azy amin'ny anaran'ny Tompo ireo sady hivavaka eo aminy; ary ny fivavaky ny finoana dia hamonjy ilay marary, fa ny Tompo hanangana azy; ary raha nanota izy, dia havela ny helony.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana