- Mamindrà fo amiko, Andriamanitra ô,
araka ny fahasoavanao;
araka ny haben'ny fiantranao
vonoy ny fahadisoako.
Sasao madio aho mba ho afa-keloka,
ary diovy aho mba ho afa-pahotana. - Amorony fo madio aho, Andriamanitra ô;
ary havaozy hiorina marina ny fanahiko ato anatiko. - Ny fanatitra ho an'Andriamanitra dia fanahy torotoro;
ny fo torotoro sy mangorakoraka,
Andriamanitra ô, tsy mba ataonao tsinontsinona.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanadiovana
Koa raha manana ireo...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Famindram-po
Koa aoka isika hanatona...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Sorona
Tsy misy manana fitiavana...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa tsy nisy faminaniana avy tamin'ny sitrapon'ny olona tany aloha rehetra; fa avy tamin'Andriamanitra no nitenenan'ny olona araka izay nitondran'ny Fanahy Masina azy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho;hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.Andinin-teny manaraka !
