
Satria raha manaiky an'i Jesosy ho Tompo amin'ny vavanao ianao ary mino amin'ny fonao fa Andriamanitra efa nanangana Azy tamin'ny maty, dia hovonjena ianao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fibabohana
Koa mifaneke heloka ianareo...
Manaiky
Na iza na iza...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fahavetavetana eo imason'i Jehovah ny molotra mandainga;Fa izay olona mahatoky no ankasitrahany.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Nahoana no mitanondrika ianao, ry fanahiko?ary nahoana no mitoloko ato anatiko ianao?
Manantenà an'Andriamanitra,
fa mbola hidera Azy ihany aho,
Izy no famonjena ny tavako sady Andriamanitro.Andinin-teny manaraka !