
Fa izay itoeran'ny harenao, dia ho any koa ny fonao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavan-karena
Fa tsy nitondra na...
Vola
Aoka tsy ho amin'ny...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Faniriana
Fa hoy izaho: Mandehana...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary amin'izany dia tsy misy fanamelohana ho an'izay ao amin'i Kristy Jesosy. Fa ao amin'i Kristy Jesosy ny lalàn'ny Fanahin'aina no nahafaka ahy tamin'ny lalàn'ny fahotana sy ny fahafatesana.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fon'ny olona mihevitra tsara ny halehany;Fa Jehovah ihany no mahalavorary ny diany.Andinin-teny manaraka !