
Koa na dia ankehitriny aza, hoy Jehovah,
miverena amiko amin'ny fonareo rehetra
ary amin'ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana ary ny fitarainana.
miverena amiko amin'ny fonareo rehetra
ary amin'ny fifadian-kanina sy ny fitomaniana ary ny fitarainana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Fifadian-kanina
Ary nifady hanina izahay...
Fisaonana
Mitaraina ny marina, ary...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Na dia levona aza ny nofoko sy ny foko,dia mbola vatolampin'ny foko
sy anjarako mandrakizay Andriamanitra.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Be saina izay mahatsindry fo;Fa ny malaky tezitra mampiseho ny fahadalany.Andinin-teny manaraka !