
Anaka, tandremo ny teniko;
Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako.
Aza avela hiala eo imasonao izy,
Fa raketo ao am-ponao.
Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako.
Aza avela hiala eo imasonao izy,
Fa raketo ao am-ponao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mihaino
Fantatrareo izany, sy rahalahy...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Isika tia, satria Izy efa dia antsika taloha.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Eny, na dia mandeha mamakyny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho,
dia tsy hatahotra ny loza aho,
fa Hianao no amiko;
ny tsorakazonao sy ny tehinao,
ireo no mahafa-tahotra ahy.Andinin-teny manaraka !