
Fitaka no ao am-pon'izay mamoron-tsain-dratsy;
Fa hafaliana no amin'izay misaina fiadanana.
Fa hafaliana no amin'izay misaina fiadanana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Fifaliana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fiadanana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa tsara noho ny aina ny famindram-ponao;ny molotro hidera Anao.
Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho;
amin'ny anaranao no hanandratako ny tanako.