DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

14 Aogositra 2026

Asan'ny Apostoly 4:32 - MG1865
Ary niray fo sy fanahy ny olona rehetra izay nino; ary tsy nisy nanonona ny fananany ho azy na dia iray aza, fa niombonany avokoa ny zavatra rehetra nananany.