- Fa hoy Paoly: Jaona nanao ny batisan'ny fibebahana ka nilaza tamin'ny olona hino Izay ho avy manaraka azy, dia Jesosy.
- Ary raha nahare izany izy, dia natao batisa ho amin'ny anaran'i Jesosy Tompo. Ary rehefa nametrahan'i Paoly tanana izy, dia nilatsaka taminy ny Fanahy Masina; ary niteny tamin'ny teny tsy fantatra izy sady naminany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Batisa
Fa ianareo rehetra dia...
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Faminaniana
Fantaro ny zavatra rehetra...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aoka samy halemy fanahy amin'ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan'Andriamanitra ny helokareo ao amin'i Kristy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa Izaho Jehovah Andriamanitraono mitantana ny tananao ankavanana,
dia ilay manao aminao hoe:
Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao.Andinin-teny manaraka !
