- Asan'ny Apostoly 1
- Asan'ny Apostoly 2
- Asan'ny Apostoly 3
- Asan'ny Apostoly 4
- Asan'ny Apostoly 5
- Asan'ny Apostoly 6
- Asan'ny Apostoly 7
- Asan'ny Apostoly 8
- Asan'ny Apostoly 9
- Asan'ny Apostoly 10
- Asan'ny Apostoly 11
- Asan'ny Apostoly 12
- Asan'ny Apostoly 13
- Asan'ny Apostoly 14
- Asan'ny Apostoly 15
- Asan'ny Apostoly 16
- Asan'ny Apostoly 17
- Asan'ny Apostoly 18
- Asan'ny Apostoly 19
- Asan'ny Apostoly 20
- Asan'ny Apostoly 21
- Asan'ny Apostoly 22
- Asan'ny Apostoly 23
- Asan'ny Apostoly 24
- Asan'ny Apostoly 25
- Asan'ny Apostoly 26
- Asan'ny Apostoly 27
- Asan'ny Apostoly 28
- Dia hoy izy roa lahy: Minoa an'i Jesosy Tompo, dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao.
- Ary nony mamatonalina, dia nivavaka sy nihira fiderana an'Andriamanitra Paoly sy Silasy; ary nihaino azy ny mpifatotra.
- Ary tsy misy famonjena amin'ny hafa; fa tsy misy anarana hafa ambanin'ny lanitra nomena ny olona izay hahazoantsika famonjena.
- Fa izao no nandidian'ny Tompo anay: Efa nanendry Anao ho fahazavan'ny jentilisa Aho, Mba ho famonjena hatrany amin'ny faran'ny tany Hianao.
- Koa mibebaha ianareo, ka miverena hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin'ny fanatrehan'ny Tompo.
- Ary hoy Petera taminy: Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesosy Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina.
- Ary na zovy na zovy no hiantso ny anaran'i Jehovah dia hovonjena.
- Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany. Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy.
- Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany.
- Ary dia niray saina isan'andro izy ka nazoto nankeo an-kianjan'ny tempoly ary namaky mofo tao an-trano ka nihinan-kanina tamin'ny fifaliana sy ny fahatsaram-po, nidera an'Andriamanitra sady nahita fitia tamin'ny vahoaka rehetra. Ary ny olom-bonjena dia nanampin'ny Tompo isan'andro ho isan'ireo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fitoriana ny Filazantsara
Fa izao no nandidian'ny...
Pentekosta
Ary nony tonga ny...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...