Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fivavahana
Mifalia mandrakariva. Mivavaha, ka...
Fitoriana ny Filazantsara
Fa izao no nandidian'ny...
Pentekosta
Ary nony tonga ny...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Na dia mandra-pahantitrareo aza, dia tsy miova Aho, ary mandra-pahafotsy volonareo, dia Izaho ihany no hisahirana mitondra anareo. Izaho no nanao, ka Izaho ihany no hitrotro, eny, izaho no hitondra sy hanafaka.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay manafina ny fahotany tsy hambinina;Fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindram-po.Andinin-teny manaraka !