- Ary Petera niloa-bava ka nanao hoe: Hitako marina tokoa izao fa tsy mizaha tavan'olona Andriamanitra; fa amin'ny firenena rehetra izay olona matahotra Azy ka manao ny marina no ankasitrahany.
- Izy no ambaran'ny mpaminany rehetra, fa amin'ny anarany no hahazoan'izay rehetra mino Azy famelan-keloka.
- Moa misy olona mahazo mandrara ny rano tsy hanaovana batisa ireo, izay efa nandray ny Fanahy Masina tahaka antsika koa?
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fitoriana ny Filazantsara
Fa izao no nandidian'ny...
Faminaniana
Fantaro ny zavatra rehetra...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Andriamanitra tsy mba tsy marina hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo ho voninahitry ny anarany, raha nanompo ny olona masina ianareo sady mbola manompo ihany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Andriamanitra tokoa no iantombenan'ny fanahiko;avy aminy ny famonjena ahy.Andinin-teny manaraka !
