DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Asan'ny Apostoly 2:3-4

Ary nisy lela maro mitarehin'afo niseho taminy, izay nizarazara; ary nipetraka tamin'izy rehetra isan-olona izany. Ary samy feno ny Fanahy Masina izy rehetra, ka dia niteny tamin'ny fiteny maro samy hafa, araka ny nampitenenan'ny Fanahy Masina azy.
Asan'ny Apostoly 2:3-4 - MG1865

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Misy lalana ataon'ny olona ho mahitsy,
Kanjo lalana mivarina any amin'ny fahafatesana no iafarany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Rain'ny famindram-po sady Andriamanitry ny fampiononana rehetra, Izay mampionona anay amin'ny fahorianay rehetra mba hahaizanay mampionona izay rehetra mitondra fahoriana kosa, anin'ny fampiononana izay ampiononan'Andriamanitra anay.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana