- Koa mibebaha ianareo, ka miverena hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin'ny fanatrehan'ny Tompo.
- Andriamanitra, rehefa nanangana ny Mpanompony, dia naniraka Azy ho aminareo voalohany, mitahy anareo amin'ny fialanareo rehetra amin'ny faharatsianareo isam-batan'olona.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiovam-po
Raha ny oloko izay...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Famelàn-keloka
Izay te-ho be fitiavana...
Famerim-berenana
Raha ny oloko izay...
Fiovana
Fa isika rehetra kosa...
Fibabohana
Koa mifaneke heloka ianareo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ataovy izay efa nianaranareo sy efa noraisinareo ary efa renareo sy efa hitanareo tamiko; ary ho aminareo ny Andriamanitry ny fiadanana.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAndroid-appAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Be saina izay mahatsindry fo;Fa ny malaky tezitra mampiseho ny fahadalany.Andinin-teny manaraka !