
- Ary rehefa natao tanteraka Izy, dia tonga loharanon'ny famonjena mandrakizay ho an'izay rehetra manaraka Azy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Mpamonjy
Izao no fitiavana: tsy...
Fiainana mandrakizay
Ary Izaho manome azy...
Lafatra
Izay mandeha tsy misy...
Fankatoavana
Jesosy namaly ka nanao...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Mamiko indrindra Hianao, Jehovah Heriko ô.Jehovah no harambatoko sy batery fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy;
Andriamanitro, vatolampy ialofako,
sy ampingako ary tandroka famonjena ahy sy fiarovana avo ho ahy.