
- Ary noho izany dia ny Tompo no hanome famantarana ho anareo: Indro, hanan'anaka ny virijina ka hiteraka zazalahy, ary ny anarany hataony hoe Imanoela.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Krisimasy
Ka hiteraka Zazalahy izy...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fahagagana
Fa Jesosy nijery azy...
Faminaniana
Fantaro ny zavatra rehetra...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay mitandrina ny didy mitandrina ny ainy;Fa izay tsy mihevitra ny alehany dia ho faty.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hitahy anao anie Jehovah ka hiaro anao;Hampamirapiratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hamindra fo aminao;
Hanandratra ny tavany aminao anie Jehovah ka hanome anao fiadanana.Andinin-teny manaraka !