- Isaia 1
- Isaia 2
- Isaia 3
- Isaia 4
- Isaia 5
- Isaia 6
- Isaia 7
- Isaia 8
- Isaia 9
- Isaia 10
- Isaia 11
- Isaia 12
- Isaia 13
- Isaia 14
- Isaia 15
- Isaia 16
- Isaia 17
- Isaia 18
- Isaia 19
- Isaia 20
- Isaia 21
- Isaia 22
- Isaia 23
- Isaia 24
- Isaia 25
- Isaia 26
- Isaia 27
- Isaia 28
- Isaia 29
- Isaia 30
- Isaia 31
- Isaia 32
- Isaia 33
- Isaia 34
- Isaia 35
- Isaia 36
- Isaia 37
- Isaia 38
- Isaia 39
- Isaia 40
- Isaia 41
- Isaia 42
- Isaia 43
- Isaia 44
- Isaia 45
- Isaia 46
- Isaia 47
- Isaia 48
- Isaia 49
- Isaia 50
- Isaia 51
- Isaia 52
- Isaia 53
- Isaia 54
- Isaia 55
- Isaia 56
- Isaia 57
- Isaia 58
- Isaia 59
- Isaia 60
- Isaia 61
- Isaia 62
- Isaia 63
- Isaia 64
- Isaia 65
- Isaia 66
- Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;
Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka. - Aza matahotra ianao, fa momba anao Aho;
Ary aza miherikerika foana, fa Izaho no Andriamanitrao;
Mampahery anao Aho sady mamonjy anao;
Eny, mitantana anao amin'ny tanana ankavanan'ny fahamarinako Aho. - Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho;
Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy;
Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may,
Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo. - Jehovah ô, Andriamanitro Hianao; Hanandratra Anao sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Hianao, dia zavatra efa voakasa hatramin'ny ela sady mahatoky no marina indrindra.
- Fa Izaho Jehovah Andriamanitrao
no mitantana ny tananao ankavanana,
dia ilay manao aminao hoe:
Aza matahotra, Izaho no hamonjy anao. - Mampahatanjaka ny reraka Izy,
ary izay kely hery dia omeny hery be. - Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy ka tsy hamindra fo amin'ny zanaka naloaky ny kibony? Eny, mety manadino ihany izy, Fa Izaho kosa tsy mba manadino anao. Indro, efa vitako tombo-kavatsa eo am-pelatanako ianao, ary ny mandanao dia eo anatrehako mandrakariva.
- Mitsangàna, mihazavà, fa tonga ny fahazavanao,
ary ny voninahitr'i Jehovah efa miposaka aminao. - Satria malala eo imasoko ianao,
eny, be voninahitra ianao sady tiako,
dia olona no omeko ho solonao,
ary firenena ho solon'ny ainao. - Maina ny ahitra, malazo ny voniny;
Fa ny tenin'Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fankaherezana
Fa izay miandry an'i...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Hampahafantatra ahy ny lalan'aina Hianao;fa havokisam-pifaliana no eo anatrehanao,
ary fahafinaretana no eo an-tananao an-kavanana mandrakizay.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy,Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.Andinin-teny manaraka !