
- Izany koa dia avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro;
Fa mahagaga amin'ny fisainana Izy
Ary mahatalanjona amin'ny fahendrena.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fandrindrana
Ankino amin'i Jehovah ny...
Fahendresena
Fa Jehovah no manome...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ka dia Jehovah no ho fiarovana avo ho an'ny mahantra,ho fiarovana avo amin'ny andro fahoriana Izy.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Toy ny tandindona eny anaty rano mifanahaka amin'ny tarehy,Dia toy izany no ifanahafan'ny fon'ny olona amin'ny an'olona.Andinin-teny manaraka !