
- Fa izao no lazain'ny Iray avo sy manerinerina,
izay monina mandrakizay, masina no anarany:
Ao amin'ny fitoerana avo sy masina no onenako,
ary ao amin'ny torotoro fo sy ny manetry tena,
hamelombelona ny fanahin'ny manetry tena
sy hamelombelona ny fon'ny torotoro fo.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahamasinana
Koa raha manana ireo...
Famonjena
Ary tsy misy famonjena...
Fiainana
Jehovah hiaro anao amin'ny...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Finoana
Koa lazaiko aminareo: Na...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aoka samy halemy fanahy amin'ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan'Andriamanitra ny helokareo ao amin'i Kristy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Eny, na dia mandeha mamakyny lohasaha aloky ny fahafatesana aza aho,
dia tsy hatahotra ny loza aho,
fa Hianao no amiko;
ny tsorakazonao sy ny tehinao,
ireo no mahafa-tahotra ahy.Andinin-teny manaraka !