- Tsy izao va no fifadiana izay ankasitrahako:
Dia ny hamaha ny famatoran'ny faharatsiana,
sy hanaboraka ny fehin'ny zioga,
sy handefa ny ampahorina ho afaka,
ary hanapatapaka ny zioga rehetra? - Raha miaro ny tongotrao amin'ny Sabata ianao
ka tsy manao izay tianao amin'ny androko masina,
ary manao ny Sabata hoe Fahafinaretana,
ary ny nohamasinin'i Jehovah hoe mendrika hohajaina,
ka manome voninahitra azy ary tsy mandeha amin'ny lalanao,
na manao izay tianao, na miteniteny foana,
Dia hiravoravo amin'i Jehovah ianao,
ary hasandratro ao amin'ny havoana amin'ny tany ianao,
sy hofahanako amin'ny lovan'i Jakoba rainao;
Fa ny vavan'i Jehovah no efa niteny.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fifadian-kanina
Ary nifady hanina izahay...
Manaraka
Ary ny faharoa dia...
Fanandevozana
Ho amin'ny fahafahana no...
Sabata
Mahatsiarova ny andro Sabata...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Aoka ny masonao hijery mahitsy,Ary ny hodimasonao hibanjina eo anoloanao.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena,Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.Andinin-teny manaraka !
