- Tsara avokoa izato bikanao izato, ry tompokovavy havako;
Tsy misy kilema ianao. - Ataovy toy ny fanombohan-kase ao am-ponao aho sy toy ny fanombohan-kase eo an-tsandrinao; Fa mahery toy ny fahafatesana ny fitiavana, masiaka tahaka ny fiainan-tsi-hita ny fahasaro-piaro; Ny lelafony dia lelafo midedadeda, eny, lelafon'i Jehovah.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Hatsàra
Tsara avokoa izato bikanao...
Fandraisana
Raha misy maharesy ny...
Fanambadiana
Izay lehilahy mahazo vady...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fo
Tandremo ny fonao mihoatra...
Fahafatesana
Hoy Jesosy taminy: Izaho...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany;Ataovy fantatra any amin'ny firenena ny asany.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
ANDRIAMANITRA ô, Andriamanitro Hianao;mitady Anao fatratra aho;
mangetaheta Anao ny fanahiko,
maniry Anao ny nofoko,
eto amin'ny tany maina
sy mangentana tsy misy rano.Andinin-teny manaraka !
