- Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko,
satria Jehovah efa nanosotra Ahy
hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra,
efa naniraka Ahy hahasitrana ny torotoro fo Izy,
ary hitory fanafahana amin'ny babo
sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava. - Hifaly dia hifaly amin'i Jehovah aho,
ny fanahiko ho ravoravo amin'Andriamanitro;
fa notafiany fitafiana famonjena aho,
ary nakanjoiny akanjo fahamarinana,
toy ny mpampakatra misatroka hamama tahaka ny mpisorona,
ary toy ny ampakarina miravaka ny firàvany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mpanafaka
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Fahafahana
Ho amin'ny fahafahana no...
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Fahantrana
Dia hoy Jesosy taminy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay manisy soa olona hohatavezina;Ary izay mandena dia mba holemana kosa.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Manopy ny masoko ho amin'ny tendrombohitra aho;Avy aiza ny famonjena ahy?
Ny famonjena ahy dia avy amin'i Jehovah,
Mpanao ny lanitra sy ny tany.Andinin-teny manaraka !
