Ny Fanahin'i Jehovah Tompo no ato amiko,
satria Jehovah efa nanosotra Ahy
hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra,
efa naniraka Ahy hahasitrana ny torotoro fo Izy,
ary hitory fanafahana amin'ny babo
sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava.
satria Jehovah efa nanosotra Ahy
hitory teny soa mahafaly amin'ny mpandefitra,
efa naniraka Ahy hahasitrana ny torotoro fo Izy,
ary hitory fanafahana amin'ny babo
sy hamoaka ny ao an-trano-maizina ho amin'ny mazava.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fanahy
Ary ny Tompo izany...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Mpanafaka
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Fahafahana
Ho amin'ny fahafahana no...
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Fahantrana
Mahalala hietry aho, ary...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao. Dia ampianaro tsara ny zanakao izany, ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha any an-dalana, na mandry, na mifoha.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hianao no fiereko,miaro ahy tsy ho azon'ny fahoriana Hianao;
fihobiam-pamonjena no ahodidinao ahy.Andinin-teny manaraka !