DailyVerses.netLohahevitraAndinin-teny kisendrasendraFanoratana anarana

Isaia 9

Isaia 9:5 - MG1865
  • Fa Zaza no teraka ho antsika,
    Zazalahy no omena antsika;
    Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony,
    ary ny anarany atao hoe
    Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery,
    Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany

Koa izany no nanandratan'Andriamanitra Azy indrindra sy nanomezany Azy ny anarana izay ambony noho ny anarana rehetra, mba ho amin'ny anaran'i Jesosy no handohalehan'ny lohalika rehetra, na ny any an-danitra, na ny etỳ an-tany, na ny any ambanin'ny tany.

Andinin-teny ao amin'ny Baiboly

Ary aoka samy halemy fanahy amin'ny namany avy ianareo, ka hifampiantra sy hifamela heloka, tahaka ny namelan'Andriamanitra ny helokareo ao amin'i Kristy.Andinin-teny manaraka !

Ho fanohanana ny DailyVerses.net

Mba ampio aho hampiely ny Tenin'Andriamanitra :
Fanohanana