Fa Zaza no teraka ho antsika,
Zazalahy no omena antsika;
Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony,
ary ny anarany atao hoe
Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery,
Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.
Zazalahy no omena antsika;
Ary ny fanapahana dia eo an-tsorony,
ary ny anarany atao hoe
Mahagaga, Mpanolo-tsaina, Andriamanitra Mahery,
Rain'ny mandrakizay Andrian'ny fiadanana.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Mesia
Ary hoy Jesosy taminy...
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Ray
Tahaka ny fiantràn'ny ray...
Krisimasy
Ka hiteraka Zazalahy izy...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary ny Tompo anie hampitombo sy hampandroso anareo amin'ny fifankatiavana sy ny fitiavana ny olona rehetra, dia tahaka anay aminareo koa.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaFacebookAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho;hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho.Andinin-teny manaraka !