- Ny saina tsy miovaova dia harovanao
ao amin'ny fiadanana tanteraka,
satria matoky Anao izy. - Koa amin'ny lalan'ny fitsaranao, Jehovah ô,
no iandrasanay Anao,
ny anaranao sy ny fahatsiarovana Anao
no irin'ny fanahinay. - Amin'ny fanahiko no aniriako Anao nony alina;
Eny, ny saiko ato anatiko no itadiavako Anao fatratra;
Fa raha mamely ny tany ny fitsaranao,
dia mianatra fahamarinana ny mponina amin'izao tontolo izao.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Filaminana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fiadanana
Hitahy anao anie Jehovah...
Lalàna
Ary aoka ho ao...
Faniriana
Fa hoy izaho: Mandehana...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Toy ny nivoahany mitanjaka avy tany an-kibon-dreniny, dia toy izay nihaviany ihany no hiverenany; ary tsy hisy na inona na inona ho entin'ny tànany ho valin'ny fisasarany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Aoka tsy handao anao ny famindram-po sy ny fahamarinana;Afehezo eo am-bozonao izany,
Ary soraty ao amin'ny fonao tahaka ny amin'ny vato fisaka,
Ka dia hahazo fitia sy fahalalana tsara
Eo anatrehan'Andriamanitra sy ny olona ianao.Andinin-teny manaraka !
