- Natao tsinontsinona sy nolavin'ny olona Izy;
lehilahy ory sady zatra ny fahoriana,
Ary tahaka izay tsy tian'ny olon-kojerena akory Izy;
natao tsinontsinona Izy ka tsy mba nahoantsika. - Nitondra ny aretintsika tokoa Izy
sady nivesatra ny fahoriantsika;
kanjo isika kosa nanao azy ho nokapohina
sy nasian'Andriamanitra ary nampahorina. - Nefa Izy dia voalefona noho ny fahadisoantsika
sy notorotoroina noho ny helotsika,
ny fampijaliana nahazoantsika fihavanana no namelezana Azy;
ary ny dian-kapoka taminy no nahasitranana antsika.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Jesosy
Fa Jesosy nijery azy...
Fijaliana
Ary Andriamanitry ny fahasoavana...
Aretina
Misy marary va eo...
Fanomboana
Ary Izy nitondra ny...
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fahasitranana
Fa hoy Jesosy taminy...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ity olo-mahantra ity niantso, dia nihaino Jehovahka namonjy azy tamin'ny fahoriany rehetra.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.Andinin-teny manaraka !
