- Fa na dia hifindra aza ny tendrombohitra ary na dia hihetsika aza ny havoana, tsy mba hiala aminao ny famindram-peko, ary tsy hitsoaka ny faneken'ny fihavanako, hoy Jehovah, Mpamindra fo aminao.
- Ny fiadiana rehetra izay voaforona hamelezana anao dia tsy hisy hambinina, ary ny lela rehetra izay miady aminao dia horesenao lahatra. Izany no lovan'ny mpanompon'i Jehovah sy fahamarinany avy amiko, hoy Jehovah.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fiadanana
Hitahy anao anie Jehovah...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Fifanarahana
Koa aoka ho fantatrao...
Mamindra fo
Ary aoka samy halemy...
Fahatokisana
Matokia an'i Jehovah amin'ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Ary izao no fahasahiana ananantsika eo anatrehany: Raha mangataka zavatra araka ny sitrapony isika, dia mihaino antsika Izy.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Izay manisy soa olona hohatavezina;Ary izay mandena dia mba holemana kosa.Andinin-teny manaraka !
