- Misasà ianareo, diovy ny tenanareo,
Esory tsy ho eo anoloan'ny masoko ny ratsy fanaonareo;
Mitsahara, fa aza manao ratsy. - Mianara hanao ny tsara,
Diniho izay rariny, anaro ny mpampahory,
Omeo rariny ny kamboty,
tsarao ny adin'ny mpitondratena. - Avia ary hifandahatra isika, hoy Jehovah:
Na dia tahaka ny jaky aza ny fahotanareo,
Dia ho fotsy tahaka ny oram-panala,
Na dia mangatrakatraka tahaka ny sily aza,
Dia ho tahaka ny volon'ondry fotsy.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fahotana
Moa tsy fantatrareo va...
Fanadiovana
Koa raha manana ireo...
Faharatsiana
Aza mety ho resin'ny...
Rariny
Izay fatra-panaraka fahamarinana sy...
Manaraka
Ary ny faharoa dia...
Mpitondratena
Omeo voninahitra ny mpitondratena...