- Maina ny ahitra, malazo ny voniny;
Fa ny tenin'Andriamanitsika dia haharitra mandrakizay. - Tsy fantatrao va?
Tsy efa renao va
fa Andriamanitra mandrakizay Jehovah,
izay namorona ny faran'ny tany?
Tsy mba mety ho reraka na sasatra Izy;
Tsy takatry ny saina ny fahalalany. - Mampahatanjaka ny reraka Izy,
ary izay kely hery dia omeny hery be. - Fa izay miandry an'i Jehovah dia mandroso hery kosa;
Elatra no hiakarany tahaka ny voromahery;
Hihazakazaka izy, nefa tsy ho sasatra;
Handeha izy, nefa tsy ho reraka.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Tanjaka
Aza matahotra ianao, fa...
Fitokisana
Fa mahatoky ny Tompo...
Andriamanitra
Jehovah Andriamanitrao no ao...
Tenin'Andriamanitra
Izay soratra rehetra nomen'ny...
Hatsàra
Tsara avokoa izato bikanao...
Famoroana izao tontolo izao
Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Efa nomen'ny herin'Andriamanitra ho antsika ny zavatra rehetra momba ny fiainana sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra amin'ny fahalalana Ilay niantso antsika tamin'ny voninahiny sy ny fahatsarany.Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Ny fitahian'i Jehovah no mampanan-karena,Ary tsy azon'ny fisasarana ampiana izany.Andinin-teny manaraka !
