- Ary hiteny ianao amin'izany andro izany ka hanao hoe:
Miderà an'i Jehovah, miantsoa ny anarany,
ampahafantaro any amin'ny firenena ny asany.
Ampahatsiarovy fa efa misandratra ny anarany. - Mankalazà an'i Jehovah, fa asa lehibe no nataony;
Ary aoka ho fantatra any amin'ny tany rehetra izany.
Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fiankohofana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Lahateny
Ny mahafaty sy ny...
Fitoriana ny Filazantsara
Fa izao no nandidian'ny...
Fiderana
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao...
Mihira
Fa izaho kosa dia...
Izao tontolo izao
Aza tia izao tontolo...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Izay mandinika ny teny no hahita soa;Ary izay matoky an'i Jehovah no ho sambatra.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
ANDRIAMANITRA ô, Andriamanitro Hianao;mitady Anao fatratra aho;
mangetaheta Anao ny fanahiko,
maniry Anao ny nofoko,
eto amin'ny tany maina
sy mangentana tsy misy rano.Andinin-teny manaraka !
