Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao.

Lohahevitra mifandraika amin'izany
Fitoriana ny Filazantsara
Fa izao no nandidian'ny...
Batisa
Fa ianareo rehetra dia...
Mianatra
Hanome saina anao sy...
Fanahy Masina
Ary ny Tompo izany...
Fitiavana
Ny fitiavana mahari-po sady...
Fanantenana
Fa Izaho mahalala ny...
Andinin-teny ao amin'ny Baiboly androany
Fa Hianao, Tompo ô, dia Andriamanitra mamindrà fo sy miantra,Mahari-po sady be famindram-po sy fahamarinana.
Te hahazo andin-teny ao amin'ny Baiboly isan'andro :
Fampandrenesana isan'androMailakaAndroidAo amin'ny tranonkalanaoAndinin-teny ao amin'ny Baiboly
Jehovah hiaro anao amin'ny ratsy rehetra;Eny, hiaro ny fanahinao Izy.
Jehovah hiaro anao, na mivoaka na miditra,
Hatramin'izao ka ho mandrakizay.Andinin-teny manaraka !